<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>P.P. Bliss</author>
<lyrics>[V1]
 Efa tonga atý izao
 Teny fiainana :
 Raiso mba ho fiainanao,
 Teny fiainana.
 He ! ny teny tsara,
 Teny manan-kery ;
 Tenin'ny Ray
 Tsara tokoa
 Teny fiainana.

[V2]
 Io no Filazantsara soa,
 Teny fiainana :
 Teny mamy indrindra koa,
 Teny fiainana.
 Raisonao ny teny,
 Teny soa nomeny :
 Tenin'ny Ray, ..sns.

[V3]
 Ry mpanota ! henoy izao,
 Teny fiainana :
 Fa fiainana ho anao,
 Teny fiainana.
 Kristy no nomena
 Mba ho famonjena :
 Tenin'ny Ray, ..sns.</lyrics>
<title>Efa tonga aty izao FFPM357</title>
<hymn_number>357</hymn_number>
</song>